Recrutement

recrutement & carrière

Vous aussi souhaitez bâtir un monde meilleur ? Ça tombe à pic, nous recherchons nos futurs collaborateurs !

5 Journalières

Contrat Journalier (Vehivavy Dimy)

Toerana hiasana – Toliara

 

Ny asa atao :

  •        Manadio ny toerampiasana isan’andro;
  •            Manasa ny lamba rehetra ato ampiasana (combinaison, rideau….) ;
  •              Manjaitra ny gony, manoratra sy mandray antsoratra ny « référence » ny gony.

👤 Ny fepetra takiana :

  •              30 taona hatramin’ny 45 taona ;
  •               Mahay mamaky teny sy manoratra tsara ;
  •              Mahay manaraka sy mandray ary mampihatra n y toromarika momba ny asa

              Salama ara-batana sy efa zatra miasa.

Ny antota-taratasy ilaina (photocopie CIN, taratasy fanamariham-ponenana, CV misy laharana afaka iantsoana, sary tapaky roa) atao anaty valopy ary haterina ety amin’ny birao COPEFRITO, eo amin’ny Sécurité, Mahavatse II Ouest.

Farany fandraisana n y antota-taratasy @ Asabotsy 23 may 2026 @ 5 ora hariva.

 
 

Rejoignez-nous vite !

Pour postuler :

Merci d’envoyer votre lettre de motivation et CV à l’adresse suivante :